Skip to content

Haika Meme tenin-drazana

Misera media sosialy hampiroboroboana sy hankalazana ny fahasamihafana ara-pitenenana sy ara-kolontsaina ato amin'ny internet

  • Ifandraisana

Ho fankalazana ny Andro Iraisampirenen’ny Tenin-dRazana 2018 an’ny UNESCO, manasa anao izahay handray anjara amin’ity haika vaovao sy hanalana andro izay hotontosaina ny 14-21 febroary 2018 ity.

Najoro ny Andron’ny Tenin-dRazana hampiroboroboana sy hankalazana ny fahasamihafana ara-pitenenana sy ara-kolontsaina manerana izao tontolo izao, ary asongadina manokana ny fitenin’ny teratany, vitsy an’isa, voasokajy ho vakoka sy ahiana ho foana.

Ny fanambinao: manatevin-daharana ny hetsika sy mandray anjara amin’ny alalan’ny famoronana meme ôrizinaly amin’ny fitenin-drazanao, manampy tenirohy, ary mizara izany amin’ny hafa manerana izao tontolo izao.

Share this:

  • Twitter
  • Facebook

Mpikarakara

Mpiara-miasa

Jereo ato raha hijery ny lisitra feno amin’ireo mpiara-miasa mandray anjara

Create a free website or blog at WordPress.com.
Privacy & Cookies: This site uses cookies. By continuing to use this website, you agree to their use.
To find out more, including how to control cookies, see here: Cookie Policy
    • Haika Meme tenin-drazana
    • Customize
    • Sign up
    • Log in
    • Copy shortlink
    • Report this content
    • Manage subscriptions